Teny iditra tafiditra (iditra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (fiteny tsy mihaja) Mamo: Tafiditra Rangahy iny izany ka mivembena izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Entered, gone in. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Engagé; inclus [1.13]
Ohatra 
1moa tafiditrao ny entana rehetra ? (avez-vous rentrés tous les paquets ?) [1.107]
2Bina no tafiditra mialoha tao an-trano. [2.499]
Sampanteny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20