Teny iditra | 1 tafoana |
Fototeny | 2 tafo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asiana tafo: Tafoana ny trano rehefa voapetaka ny lohatrano sy ny varivariny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be roofed |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on couvre d'un toit |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 afotana, fanatoa, tafoana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |