Teny iditra tafo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Saron' ny zavatra ambony indrindra: Vao nolokoana ny tafon' ity sarety ity
Zavatra entina mandrakotra, manarona ny trano, taila: Ohatrinona ny arivo amin' itony tafo itony? (rehefa mipetaka amin' ny trano izy no atao hoe tafontrano)
Razan-tafo: tafo bozaka, tafo hazo, tafo fanitso, tafo kapila na tafo tanimanga
Ny fitambaran' ny sarona na rakotry ny trano: Izao tsy mbola misy orana izao no fotoana tsara fanamboarana ny tafo (eto izy dia azo soloana hoe: tafontrano). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A roof [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le toit, la couverture du toit [1.3]
 Toit [1.8, 1.13, 1.5]
 Couverture [1.13, 1.5]
 Toiture [1.5]
Ohatra 
1Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. [2.472]
2Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356]
3Asabotsy, dia vita ny fasana, hatramy ny trano manara, natao tafo hazo. [2.59]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21