Teny iditra tafo lanitra (tafo, lanitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza irony tafo efa simba izaitsizy ka tazana avy ao anaty trano ny lanitra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31