|
|
|
|

Teny iditra1  tafolo
Fototeny  2  folo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny isa mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombo aminy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] décimal
Ohatra  6  [4.27#] Ny rafitra miompana amin' ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana Nipoitra taty Afrika tamin' ny tafolo taona 90, tamin' ny vanim-potoan' ny hetsika firosoana mankany amin' ny demokrasia
Voambolana  7  Matematika: rafitrisa
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22