Teny iditra | 1 tafolo |
Fototeny | 2 folo |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Voambolana |
4 Matematika: rafitrisa |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-milaza ny isa mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombo aminy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 décimal [1.13] |
Ohatra |
7 Ny rafitra miompana amin' ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana Nipoitra taty Afrika tamin' ny tafolo taona 90, tamin' ny vanim-potoan' ny hetsika firosoana mankany amin' ny demokrasia [4.27#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21 |