|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tafy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana, na misondrotra avo kokoa noho ny andaniny: Tafy ila ny tafon-tranon-dry zareo erỳ ambony andrefana.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] unequal, disproportionate.
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  tafy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Fandrakofan-damba na akanjo ny tena
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] clothing, the act of clothing. [Ar. ataf.]
12  [1.7] clothing
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.8] habit, vêtement
Voambolana  14  Toe-karena: zaitra
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Matoantenin' ny iharana :
17  Matoantenin' ny fameno :
18  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  19  faty, fita, tafi-, tafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21