Teny iditra | 1 tafy soratra |
Singan-teny | 2 tafy, soratra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 misy pentina tsy mitovy fipetraka, toy ny omby izay misoratra lehibe amin' ny ilany havanana ary kely kosa amin' ny ilany havia [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Spotted unequally. Applied to cattle. [1.2] |
Mpanahaka | 6 |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/24 |