Teny iditra | 1 tahafina |
Fototeny | 2 tahaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be imitated |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on imite |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 fahatany, fahitana, fitahana, hitafana, ifantaha, nahafaty, tahafina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |