Teny iditra tahana (taha)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny vadibe nomena taha: Notahan-dRakoto Rasoa dia nampakatra bodokely indray ny anao lahy
¶ Enti-milaza ny renirano nandatsahana vola mba ho tafita soa aman-tsara ny tena [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tahana
tahako
tahanao
tahany
tahantsika
tahanay
tahanareo
tahan'
tahan-
taham-
taha-
notahana
notahako
notahanao
notahany
notahantsika
notahanay
notahanareo
notahan'
notahan-
notaham-
notaha-
hotahana
hotahako
hotahanao
hotahany
hotahantsika
hotahanay
hotahanareo
hotahan'
hotahan-
hotaham-
hotaha-
tahao

Teny iditra Tahana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Tahana [Baiboly]
Famaritana malagasy  [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: NNN] [Randzavola: Baiboly]
Famaritana anglisy Tahan [Baiboly]
Famaritana frantsay Tahân [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Tehena

Teny iditra Tahana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Tahan [Baiboly]
Famaritana frantsay Tahân [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Tehena
Teny nalaina 

2015/09/07