Teny iditra tahoina (taho)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Zaraina na tantanina (toaka): Dia nalain' Isorana ny laposety iray tsy mbola nivaky, sady dia notahoiny (Rabary: Raketaka zandriko) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tahoina
tahoiko
tahoinao
tahoiny
tahointsika
tahoinay
tahoinareo
tahoin'
tahoin-
tahoim-
tahoi-
notahoina
notahoiko
notahoinao
notahoiny
notahointsika
notahoinay
notahoinareo
notahoin'
notahoin-
notahoim-
notahoi-
hotahoina
hotahoiko
hotahoinao
hotahoiny
hotahointsika
hotahoinay
hotahoinareo
hotahoin'
hotahoin-
hotahoim-
hotahoi-
tahoy

2010/05/14