|
|
|
|

Teny iditra1  tahom-penina
Singan-teny  2  taho, penina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ny hazo na metaly lavalava misy varombo idiran' ny lelam-penina; ny zaran' ny penina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08