|
|
|
|

Teny iditra1  taim-boraka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  ny sakafon' ny omby na ny ondry mbola hita ao amin' ny rorohany rehefa vonoina izy 5  zavatra tsy misy vidiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  dung from a slaughtered bullock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  Choses obtenues par la violence sont comme les excréments qu'on retire des intestins d' un boeuf en les pressant [2.415#736]8  excréments des intestins d'un animal abattu [1.8]9  (toute l'île). Nourriture à moitié digérée extraite de la panse des Ruminants (boeufs, moutons) ou du gésier des oiseaux domestiques. On lui attribuait de grandes vertus médicinales. Elle contient effectivement des enzymes très actifs. [1.196]
Ohatra  10  Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69#263]
11  Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508]
Tovy hevitra  12  tain-droroha
Singan-teny  13  tay, voraka
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny taim-boraka io

Fivaditsoratra  15  karaimbato, kariam-bato, miborataka, mikorataba, mikoratabà, taim-boraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02