|
|
|
|

Teny iditra1  taim-boraka
Singan-teny  2  tay, voraka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny sakafon' ny omby na ny ondry mbola hita ao amin' ny rorohany rehefa vonoina izy
zavatra tsy misy vidiny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] dung from a slaughtered bullock
Fanazavàna teny frantsay  6  [2.415#736] Choses obtenues par la violence sont comme les excréments qu'on retire des intestins d' un boeuf en les pressant
7  [1.8] excréments des intestins d'un animal abattu
8  [1.196][taimboraka] (toute l'île). Nourriture à moitié digérée extraite de la panse des Ruminants (boeufs, moutons) ou du gésier des oiseaux domestiques. On lui attribuait de grandes vertus médicinales. Elle contient effectivement des enzymes très actifs.
Ohatra  9  Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69#263]
10  Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508]
Voambolana  11  Haiaina
Tovy hevitra  12  tain-droroha
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny taim-boraka io

Fivaditsoratra  14  ikoratabam, itambarako, karaimbato, kariam-bato, koratabaim, miborataka, mikoratabà, mikorataba, taim-boraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02