Teny iditra taintona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-kazo maniry izay mamy sy mahafinaritra ny voany ary ny hazony anaovana karazan-karona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay arbuste dont le frut est doux et agréable et dont le bois sert à faire des paniers de pêche (Phyllanthus casticum) [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Phyllanthus casticum

2013/06/19