|
|
|
|

Teny iditra1  tairina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fohazina: Aza tairina ny ankizy fa mbola maizina
Ampitahorina tampoka, ampivadihim-po: Notairiny aho ka nivadika iray ihany ny foko
Tabaina tampoka, ka matahotra na vaky mandositra: Aza tairinao ny ombinay
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be startled, to be shocked
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on surprend, qu'on choque, éveille
Fototeny  6  taitra
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny tairina io

Fivaditsoratra  12  anirita, atariny, atrainy, iranita, iriatan, itairan, itarany, itarina, niriata, nitaira, nitaria, riatina, tairina, taraini, tarinay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21