|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : tairina

Ohabolana 1Ny teny haolo, ka raha pizina lasa any an-Tsakalava. [2.653, 2.415]
Ny teny haolo, ka raha tairina lasa any an-Tsakalava. [2.415 #3601, 2.653]
Dikanteny frantsayLa parole est farouche et vagabonde comme les boeufs sauvages : si on l' effarouche ou si on la trouble elle s' en va dans le pays des Sakalava. [2.415]
Fanazavana frantsayLa région des Sakalava était me région où il y avait beaucoup de boeufs sauvages ; le sens du proverbe est qu' un orateur troublé dans son discours, perd le fil de ses pensées. [2.415]

Ohabolana 2Ny teny toy ny ombimanga anaty vero: ka raha pizina, latsaka an-kady. [2.165 #559]
Ny teny toy ny ombimanga anaty vero: raha pizina latsaka an-kady. [2.653]
Ny teny toy ny ombimanga anaty vero: raha tairina latsaka an-kady. [2.653]
Dikanteny frantsayLes paroles sont comme les bœufs sauvages dans les hautes herbes: on les effraie, ils tombent dans le fossé. [2.165]

Fizahan-teny