Teny iditra | 1 takalonaina |
Singan-teny | 2 takalo, aina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [4.11] kidnapping |
Ohatra |
5 Mba tsy hahatonga intsony ny vahoaka ho takalonaina eo am-pelatanan' ny mpanao politika [4.27] 6 Io ilay hafetsena, fomba iray fanaovana takalonaina mba hahatafavoaka velona, ianarana dieny mbola zaza. [1.369#] 7 Lasa nivadika takalonaina (kidnapping) na fira ambany na bohiry koa aza izy ireny ankehitriny ka vao mainka loza no nahazo ireo tantsaha [4.11.2019/9/12] |
Fivaditsoratra | 8 anatanilako, natakalonay, natakilanao, takalonaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |