|
|
|
|

Teny iditra1  taketra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kilema ara-batana hatrany an-kibon-dreny na azo tamin' ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an' ady no nahazoan-dRabe an' io takaitra io
Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity.
Homan-takaitra: mihinana zavatr' olona izay mbola tsy maintsy honerana any aoriana
Tovy hevitra  4  takaitra

Fivaditsoratra  5  takatre, taketra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21