|
|
|
|

Teny iditra1  takobaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanetsiketsehana na fanaovana izay hampikobana ny rano ao anaty tavy na fitoeran-drano hafa, na fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano.
Fototeny  4  kobaka
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10  atakobak, takaboka, takobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30