Teny iditra takolapanenitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (takola-panenitra) A wasp. See Fanenitra, Fangaraka. [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fanenitra ~ fangaraka

2012/06/16