|
|
|
|

Teny iditra1  takonana
Fototeny  2  takona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny volana
Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin' ilay fampisehoana
5  [1.13] manjavona, maizina
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2, 1.7] to be concealed, to be shadowed
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on cache; qu'on ombrage
8  [1.13] éclipse
Ohatra  9  Nitondra takonana emboka fito izy. [2.245#]
10  Fa samy hitany avokoa na ny natao an-karihary na ny nafenina tany an-takonana. [1.317#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny takonana io

Fivaditsoratra  16  an-takona, nakatona, nakotana, nanatoka, nankatoa, natakona, natanako, natokana, natonaka, takonana, tananako, tonanaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03