Teny iditra takontakona (takona)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Un peu caché [1.20]
Ohatra 
1Ilay rano takontakona fahiny dia niseho. [2.445]
2Dia niverina izy ka nitady toerana takontakona, ary niandry izay fotoana hahazoany manatona kely an-dRamagozy. [2.357]
3Ary fantatro moa fa ny basy amidy arivo eny amin' ny varotra mazava dia havotana roa na telo arivo aty amin' ny takontakona? [2.471]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03