|
|
|
|

Teny iditra1  takosina (kosina)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Boribory lavalava (tahaka ny fanoto) 4  Maloto, mihosina vovoka na fotaka [1.1]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
Tovy hevitra  9  takosona

Fivaditsoratra  10  anatsiko, antsakio, antsioka, atsikano, kotsaina, takosina, tsaikona, tsakoina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31