|
|
|
|

Teny iditra1  takotroka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fipoahana mafy; fidoboky ny zavatra ngeza mianjera.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the sound of a falling stone or of an explosion. comp. Kotroka.
Fototeny  5  kotroka
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  11  atakotrok, takotroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30