Teny iditra | 1 talagaga |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] gaga izaitsizy, talanjona |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#655] étonné, ébahi |
Fototeny | 5 gaga |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 10 tolagaga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |