Teny iditra talaho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangatahana arahim-piangaviana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona' ndeha hivahiny: Resin' ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin' ny farany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Supplication [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Supplication [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : talaho, talahoko, talahonao, talahony, talahontsika, talahonay, talahonareo, talahon', talahon-, talahom-
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31