Teny iditra fitalahoana (talaho)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fangatahana amim-pitarainana, amim-piangaviana fatratra
Mitovy hevitra: fiambezoana ~ fitampesonana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action de prier, de demander, la cause [Abinal 1888]
Ohatra Indray voahaino teo anatrehan'ny voninahitr'ilay Andriamanitra ambony indrindra ireo fitalahoana roa ireo. [Baiboly: 17:003:024/Tobia 3:24..]

2013/11/05