Teny iditra (1/2) | 1 talaky |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihasimban' ny hoe: "Halaky" (malaky) amin' ilay fiteny hoe: "Talaky mandeha", fampiasa mba hampirisihana hampianarana ny zaza vao miana-mandeha, ka ny heviny dia hoe: enga anie ka vetivety dia handeha |
Teny iditra (2/2) | 4 talaky |
Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.78] [Bara]
mamiratra, mazava 7 [1.1] Mora hitan' ny maso; tazana tsara; mierinerina sy tsy miafina: Aza esorina eo ambony eo io sary io fa talaky maso tsara izy eo |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] visible, obvious |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8] visible de loin, évident |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 kalita, takila, talaky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |