|
|
|
|

Teny iditra1  talantalana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toeran' entana avoavo
Hazo narafitra handadian' ny voaloboka na voninkazo
Tsivalan-kazo misy ny boky amin' ny fitoeram-boky
4  [1.13] fitoeran'ny entana misy ambaratonga
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a platform or shelf of sticks, board or stone
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#656] étagères, rayons d’une bibliothèque, tonnelle, supports pour faire grimper les plantes
7  [1.8] étagère ou établi en bois, pierre
8  [1.13] étagère, rayons
Ohatra  9  Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [2.117#]
10  Rehefa vory maro ny olona dia «vangaina», izany hoe anamboarana talantalana eo alatrano, dia atao eo ny faty. [2.436#]
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  17  atalantalan, natalantala, talantalana

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14