Teny iditra tale
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  sikidy

Teny iditra tale
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako
¶ (Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the head man, the chief [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay patron, chef, directeur [Hallanger 1974]

Teny iditra tale
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] indrindra [Rakotosaona 1972]

2012/09/07