|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tale
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany
Mpanahaka  4  sikidy

Teny iditra (2/3)5  tale
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako
(Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia)
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.7] the head man, the chief
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.8] patron, chef, directeur
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)11  tale
Sokajin-teny  12  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Bara] indrindra

Fivaditsoratra  14  leta, tale, tela

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21