Teny iditra | 1 talelaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#656] peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux |
Ohatra |
5 Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka. [2.643#] |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 8 talesaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |