|
|
|
|

Teny iditra1  tamanaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao tonga tamana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be made accustomed to, to be made familiar with
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on acclimate; dont on devient le familier; sur quoi on repose sa confiance
Fototeny  6  tamana
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11  tamanina

Fivaditsoratra  12  natamanay, tamanaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21