|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tamano
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao tamanina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3]
Fototeny  5  tamana
Tsipelina hafa  6  tamanaino

Teny iditra (2/2)7  tamano
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.196] (dialecte ?). « Plante aquatique », d'après le Dictionnaire de Richardson.
Voambolana  10  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  11  amonta, anotam, antoma, mañato, manato, manota, manotà, mañota, matona, naatom, nataom, tamano, taonam

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19