Teny iditra | 1 tambajotra |
Singan-teny | 2 tambatra, 3 zotra |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [tamba-jotra]
branchement [1.5] 6 réseau [3.1] |
Ohatra |
7 ny fanovàna ny tahan' ny DA amin' ny telefaonina sy ny tambajotra amin' ny finday.
[1.384#]
8 Famatsian-kena eto an-dRenivohitra : tambajotra iray lehibe ny famonoana omby eo Ankadindratombo [4.43] 9 Porofo mivaingana ity sary izay nalain’ny olona tetsy Ambatonakanga ity ary nozaraina tamin’ny tambajotra sosialy. [4.14] |
Tsipelina hafa | 10 tambazotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |