Teny iditra | 1 tambanana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Asiana zavatra hisakanana tambana: Matetika taloha ny zavatra nokinasa notambanana valala manatody, fa "raha indrindra ho lavo ihany, aleoko mba ho lavo amin' akondro", hoy ny Ntaolo |
Fototeny | 4 tambàna |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny tambanana io |
Fivaditsoratra | 10 nambatana, tambanana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |