Teny iditra tambàna
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy [ tambaña ] [Tambahoaka] sampona, voasakana [Rakotosaona 1972]
 Sampona misakana tsy hanao na hanatanteraka zavatra nokasaina. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/09/07