Teny iditra (1/2) | 1 tambanivohitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.66.fr#120] campagnard 4 [1.66.fr#761] provincial |
Ohatra |
5 [2.4] Zanak' olona ambony toy ireny ve hijery maso ahy olona tambanivohitra kely ity? 6 [2.472] Loza ho an' ny zazavavy ny irin' ny olona raha tambanivohitra sy mahantra izy. 7 [2.470] hoy indray ny eritreriny iray, tsy ho ory intsony izy mianakavy na dia ho tambanivohitra araka ny maha tantsaha azy aza. |
Singan-teny | 8 t~, ambany, vohitra |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/2) | 12 Tambanivohitra |
Sokajin-teny | 13 anarana (teatira) [Fitanisana] |
Voambolana |
14 Haisoratra: teatira |
Singan-teny | 15 tambanivohitra |
Mpanoratra |
16 Ny Avana |
Fivaditsoratra | 17 tambanivohitra, Tambanivohitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16 |
![]() |