Teny iditra tambanivohitra
Singan-teny t~ ; ambany ; vohitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Campagnard [1.66]
 Provincial [1.66]
Ohatra 
1Zanak' olona ambony toy ireny ve hijery maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4]
2Loza ho an' ny zazavavy ny irin' ny olona raha tambanivohitra sy mahantra izy. [2.472]
3hoy indray ny eritreriny iray, tsy ho ory intsony izy mianakavy na dia ho tambanivohitra araka ny maha tantsaha azy aza. [2.470]
Kamban-teny 
Lohateny Tambanivohitra (Ny Avana)

Teny iditra Tambanivohitra
Singan-teny tambanivohitra
Sokajin-teny anarana (teatira) [fitanisana]
Mpanoratra Ny Avana, 1926
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14