|
|
|
|

Teny iditra1  tambatambazana
Fototeny  2  tambitamby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Safosafoina na tehatehafina malefaka: Tambatambazo io zaza io mba hangina ambara-pahatongan-dreniny
Kojikojena, anaovana teny malefaka na omena zavatra mba hitaomana hanao izay tian' ny tena: Notambatambazan' ny namany izy ka izariy no nahasimba azy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be coaxed, to be bribed
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#659, 1.8] qu'on cajole, qu'on flatte
7  [1.3#659] qu'on caresse, que l'on console: Maneky tsara io soavaly, raha tambatambazana (Ce cheval obéit bien quand on le cresse) ~ Tsy mitomany intsony io zazakely io, rahefa tambatambazana (Cet enfant cesse de pleurer quand on le caresse) ~ Notambatambazan' ny namany izy ka izany no nahasimba izy (Il a été cajolé par ses camarades, et a été ainsi gâté)
Ohatra  8  Ary raha izao isika vaventy manao ny raharaham-panjakana izao tokoa, tsy azo tambatambazana. [2.366]
9  Tsy maintsy ampandroina sy borosiana amin' ny ranon' Anisizato ny soavaly ka tambatambazana tsara ery sao mandaka. [2.470]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny tambatambazana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11