Teny iditra tambinteny (tamby, teny)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy mpanamafy matoanteny [Ravelojaona 1937]
 Ny tambinteny na mpamaritra matoanteny: ny antsoina amin' izany dia ireo teny enti-mamaritra matoanteny (Mandeha haingana ny fiaramanidina). Misy karazana maro izy ireo [Rajemisa 1985]
 teny anampy ny "verba" [matoanteny], na izay teny hafa milaza fomba na toetra, mba hanampy na hamaritra ny heviny [Sims 1969]
 teny kely apetraka aorian'ny enti-milaza entina manamafy ny heviny [SLP 1986]
Fandikana anglisy adverb [3.1]
Fandikana frantsay adverbe [Ravelojaona 1937, Rajaonarimanana 1995, SLP 1986, Rakotonaivo 1993]
 L'adverbe peut être, en malgache:
a) un adverbe proprement dit: mandeha haingana (marcher vite) ~ tena lehibe (très grand)
b) un adjectif employé adverbialement: mianatra tsara (étudier bien) ~ very foana (perdu vainement)
c) une locution composée des prépositions amy et ana et d'un substantif; cette locution est toujours un adverbe de manière: amin-pahendrena (sagement) ~ am-pitiavana (affectueusement) ~ ankitsirano (ouvertment) [Rajemisa: Grammaire]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila ny tambinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31