Teny iditra | tambolina (volina) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sangodin-drivotra, na rano na vovoka Enti-milaza zavatra mihorongorona lava, mitangolingolika Mandalo, fitangolikoliky ny tsinay. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | lambotany, tambolina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |