|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tambỳ
Fototeny  2  vy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mpiasa vy, mpanefy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] an iron worker
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.5] forgeron
Voambolana  7  Taozava-baventy

Teny iditra (2/3)8  tamby
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Sihanaka] zavatra omena ny mpampivelona
11  [1.1] Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra
12  [1.13] valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.13] prime
Ohatra  14  Nefa inona izao no mba tamby azoko aminao? [2.445#54]
15  livatra sy vola no nomena an-dRamahasarika ho tamby. [2.508#262]
Sampanteny 
16  Matoantenin' ny mpanao :
17  Matoantenin' ny iharana :
18  Matoantenin' ny fameno :
19  Anarana :
20  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (3/3)23  tamby
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.196] Riz paddy encore en gerbes qu'on donne en salaire aux moissonneurs (Dubois). [Betsileo]
Voambolana  26  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  27  bitam, mbaty, tambỳ, tamby

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08