|
|
|
|

Teny iditra 1  tamika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitsihan' ny rano kely dia kely mivoaka amin-javatra (vato, fefiloha) [1.1]
4 fitsihana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 suintement de l'eau à travers des matières poreuses [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Fivaditsoratra  9 makita, tamika

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04