Teny iditra | 1 tampenana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Asiana sarona, asaina akombona, terena hikombona: Tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany Tsy azonao tampenana tsy hahita ny marina ny masoko Enti-milaza ny lamba misy loaka asiana tapa-damba kely mizaitra mba hanarona ny loaka: Tampeno kely ity pataloako ity fa loaka Asiana tsentsina ka tsy afa-mivoaka na miditra intsony (ny rano na ny rivotra): Tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rance Asiana sakana tsy hahafahana mampiasa ilay zavatra: Notampenan-dry zareo ato atsimo ilay lalankely mandalo eo an-tokotaniny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be plugged; to be filled with a patch; to be corked |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on bouche, qu'on obstrue |
Fototeny | 6 tampina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |