|
|
|
|

Teny iditra1  tampeno
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tampenana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3]
Ohatra  5  [1.1] tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany
6  [1.1] tampeno kely ity pataloako ity fa loaka
7  [1.1] tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rano
8  [1.3] tampeno io varavaran-kely io (Bouchez cette fenêtre)
Fototeny  9  tampina
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny tampeno io

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16