Teny iditra tampintampina (tampina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay (duplicatif fréquentatif) [Abinal 1888]
Ohatra Izay akanjo hany sisa azo nanaovana dia feno zaijaitra sy tampintampina daholo: [Andraina: Mitaraina, takila 115]

2013/12/20