|
|
|
|

Teny iditra1  tampohana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ampiana rano: Nahoana no notampohanao rano ity ronono ity?
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Eau chaude, vin, rhum, auquel on met de l'eau: Notampohan' ny mpivarotra rano ity ronono ity (Le marchand a ajouté de l'eau à ce lait)
Fototeny  5  tampoka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  tampohina

Fivaditsoratra  11  hanatampo, hatampona, tampohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21