|
|
|
|

Teny iditra1  tampotampoka
Fototeny  2 tampoka
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4 (duplicatif fréquentatif) [1.3]
Ohatra  5  Nahazo hery tampotampoka teo izy, ka nahasahy nivoaka ny trano andro amin' alina iny. [2.470#65]
6  Raha nahazo harena tampotampoka Ingahy Ramiandrisoa, nety ho nahita vola an-kitapo izy na nandova be tany ho any. [2.472#28]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26